Fiara mandeha amin’ny herinaratra ao San Francisco
Sary ahatsiarovana ny tanindrazana hatrany ny toy izao
(Source: smithsonianmag.com, via africanlovesongs-deactivated201)
Tamboho Gasy mifanila amin’ny lalana rarivato sy zavamaniry ahafantarana an’i Madagasikara ihany koa…
Miova daholo ny tarehintsoratra! miova koa ny isa! hanova inona moa?
Colorful shops in Oranjestad, the capital of Aruba (by tubblesnap).
Trano misy filirony sy haingokaingony, meva sy kanto na dia tsy goavana aza ny habeny…Moa va tsy mampanofinofy hatrany?
(via itrav3l)
Fomba rehetra entina maneho ny hakanton’ny sary, samy manana ny fomba fijery tokoa ny olona. Na tsy misy aza ny fitenenana, heverina ho Roma ilay toerana…
(via itrav3l)