Sary #m1905 ora 14 ora 04 mn andohan’Analakely
11:24 pm • 19 May 2012 • View comments
Sary #m1905 teo anoloan’ny tsangambato ady amin’ny SIDA Analakely… 14 ora 01 mn
10:54 pm • 19 May 2012 • View comments
sary #m1905 ahitana ireo somary manaraka akaiky kokoa ny fihetsiketsehana…
10:16 pm • 19 May 2012 • View comments
sary #m1905 tsy dia miraharaha izany ny olona mpanao tazan-davitra… ora: 13 ora 59 mn
9:18 pm • 19 May 2012 • View comments
sary #m1905 eo amin’ny esplanade Analakely efa misy kamiao zandary sy polisy miatrana ihany koa. 13 ora 58 mn
9:14 pm • 19 May 2012 • View comments
Sary #m1905 raha mitodika any Ambohijatovo kosa, efa tsy misy fiara mandeha intsony mankany, malalaka hafahafa ny lalana ora: 13 ora 57 mn ihany
9:07 pm • 19 May 2012 • View comments
Sary #m1905 be ireo olona nianika ny tsangambaton-dRalaimongo, ora : 13 ora 57 mn folakandro
8:59 pm • 19 May 2012 • View comments