Niakatra ny tohatoha-baton’i Faravohitra vao raikitra ny baomba lacry tamin’ny 2:34 #m1905
Niakatra ny tohatoha-baton’i Faravohitra vao raikitra ny baomba lacry tamin’ny 2:34 #m1905
Tamin’ny 2:30 katroka mbola tsy raikitra ny baomba mandatsa-dranomaso #m1905
Teo am-pihainoana kabary tamin’ny radio #M1905 tamin’ny 2 ora sy 19 minitra Ambatonakanga
Sary #m1905 Io ihany no mba sono fa ny mivantana radio no tena ahenoan’ny olona azy tamin’ny 14 ora sy 05 mn