magnificient creature by Lytah Razafimahefa on Flickr.
magnificient creature by Lytah Razafimahefa on Flickr.
Noheverina niafina tato ve ry Lalatiana e? nisy sipa naka sary mpanao gazety fa tonga dia tezitra ireo mpanao gazety nibaiko azy hamono ny sariny tamin’ny 4:10 … #M1905
Taimbala nanaovana tifi-danitra teo anoloan’ny rarihasina #M1905 tamin’ny 3:19 ny sary fa nandritra ny fanenjehana ireo mpanao fihetsiketsehana masiaka kosa ny “katroka”
Nandroso tanoloan’ny Ako ny kamiao roa, mpandalo sy saiky hanao fihetsiketsehana? #M1905 tamin’ny 3:06 sy 3:11 minitra